Actualités

26 Jona 2020 tany Fandriana Nanampy ireo mpiara-miasa aminy ny depiote Dina


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Tsy diso anjara tamin’ny fanamarihana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny tany amin’ny distrikan’i Fandriana Faritra Amoron’i Mania.

 

 


 

Na dia tsy afa nanoratra noho ny hamehana ara pahasalamana toy ny Malagasy rehetra nanerana ny nosy aza ny tany an-toerana ka tsy afaka nizara arendrina toy ny fanao ho an’ny ankizy isan-taona dia nisy kosa fampitaovana natolotry ny solombavambahoaka voafidy tany amin’ity distrika ity natolony ho an’ireo ireo mpiara miasa aminy ka tafiditra tamin’izany ireo ben’ny tanàna any amin’ity faritra ity.

Ntsoavina Evairste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT