• Alatsinainy 19 Jolay 2021
Toekarena.Fahasahiranana noho ny valanaretina Tsy misy mangirana hatramin’izao ilay fanampiana ny orinasa

Miatrika olana goavana ny tontolon’ny asa eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny FISEMA nasionaly na firaisankinan’ny sendika Malagasy, sampana nasionaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jolay 2021
Toekarena.Ahiahy amin’ny fitantanam-bola Sasatry ny mandamin-dresaka ny Fanjakana

“Ny Ministeran'ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola dia mampahafantatra fa hatramin'ny taona 2019 dia hentitra sy tsy an-kiato ny firosoana amin'ny fanatsarana ny fitantanana ny fampiasam-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Toekarena.Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany Vokatry ny tsy fanarahan-dalàna ny olana rehetra miseho

Rafitra iray eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany sy loharanon-karena stratejika ny OMNIS, hoy ny tale jeneraly misahana ny loharanon-karena stratejika eo anivon’ity minisitera ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Toekarena.Fitrandrahana solika Ny taona 2006 no nisy tolotra farany

Nifarana ny sabotsy teo ny fanamarihana ny faha 45 taonan’ny ofisim-pirenena misahana ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany sy loharano stratejika na OMNIS

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Toekarena.Faha 45 taonan’ny OMNIS Hifantohana anio ny mikasika ny hetram-pitrandrahana

Nosokafana omaly tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotel de ville Analakely ny fanamarihana ny faha 45 taonan’ny OMNIS, na ny ofisy misahana ny harena an-kibon’ny tany sy loharano stratejika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Toekarena.Mpitrandraka niala teto Madagasikara Tsy resy lalahtra intsony ny hampiasa vola eto

Ao anatin’ny ivon’ny fankalazana ny faha 45 taonan’ny OMNIS isika ankehitriny, hoy ny minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Fidiniavo Ravokatra, nanotrona izany teny Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT