• Talata 06 Jolay 2021
Toekarena.Fitrandrahana solika Andrasana ny politika mazava

Anatin’ny fankalazana ny faha 45 taonan’ny orinasam-panjakana OMNIS izay misahana ny resaka fitrandrahana akoran’afo sy miandraikitra ny fitrandrahana ireo loharanon-karena stratejika toy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Toekarena.Angovo azo havaozina Foto-drafitrasa goavana no apetraka ao Ambatolampy

Mba hahafahana mampiroborobo ny fampiasana ny angovo azo havaozina dia nanatanteraka sonia fifanekem-piaraha-miasa ny orinasa JIRAMA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jona 2021
Toekarena.Fitantanana an’i Madagasikara Tena ilaina ve ny fisian’ny Praiminisitra ?

Mbola olana eto Madagasikara mandrak’androany ny fomba ny endri-pitantanana hitondrana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jona 2021
Toekarena.Fitaterana anabakabaka sy fizahantany Mandray anjara amin’ny “Aviadev Afrika 2021” i Madagasikara

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 09 jona, ary haharitra telo andro, ny hetsika iraisam-pirenena momba

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Toekarena.Voka-dratsin’ny Covid-19 Malagasy 2 tapitrisa mahantra fadiranovana

Tafiakatra 86%-n’ny Malagasy ankehitriny ka ny 25% amin’ireo tena farahidiny (extrêmement pauvre) raha ny tarehimarika avy amin’ny minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
Toekarena.Afrika-Fandalinan’ny FMI “Ho tafavoaka ny firenena mihazakazaka amin’ny vaksiny”

Ho tafaverina amin’ny talohan’ny valanaretina ny harin-karena faobe ho an’ireo firenena any Moyent-Orient sy Afrika Avaratra

Hamaky ny tohiny
FTT