- Alatsinainy 20 Martsa 2023
Toekarena.3 taona katroka ny nidiran’ny covid-19 Tsy mety tafarina i Madagasikara…
Namono olona iray indray ny coronavirus, na dia efa tsy dia be mpiresaka sy toa adinodino aza. Raha ny fivoaran’ny tranga teto Madagasikara teo anelanelan’ny 11-17 martsa mantsy, nisy iray namoy ny ainy.
Hamaky ny tohiny
