• Talata 04 Aprily 2023
Toekarena.Rejisitra nasionaly tokana Nifandinika ny Governamanta sy ny Banky Iraisam-pirenena

Nivory niaraka tamin’ny Banky Iraisam-pirenena ny mpikambana ao amin’ny Governemanta ka nitarika an'izany ny Praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2023
Toekarena.Harena an-kibon’ny tany Miverina ny fanondranana volamena

Nankatoavin'ny filan-kevitry ny minisitra ny fanafoanana ny fepetra nampihantona ny fanondranana ny volamena taorian'ny fampandaniana ny didim- panjakana mikasika ny fitantanana ny volamena (régime de l'or).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Toekarena.Seha-pihariana lavanila Homena fahazoan-dàlana ny mpandraharaha hafa

Novorian’ny Filankevitra Nasionalin’ny Lavanila (CNV) tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly alatsinainy 27 martsa 2023 ireo mpanondrana lavanila nahazo fankatoavana manoloana olana sy ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Toekarena.Famatsiam-bolan’ny MIARAKAP Hanohanana orinasa 3 na 4 isan-taona

Taorian’ny famatsiana ara-bola orinasa Malagasy miisa 10 efa 5 taona teo amin’ny fandraharahana, miditra amin’ny andiany faharoa amin’ny fanohanana goavana ho an’ny orinasa Malagasy mahomby ny Miarakap,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Toekarena.Kianja Barea- Mahamasina Mila mampiditra 2 tapitrisa dolara eo ho eo isam-bolana

Ny 4 septambra 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Kianja Barea etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Toekarena.Asa natao ho an’ny fanjakana Misy mpandraharaha tsy voaloa vola hatramin’izao

Mampiaka-peo ireo mpandraharaha manao ny asam-panjakana noho ny volan’izy ireo mihitsoka amin’ny fanaovana fotodrafitrasa an’izao fitondrana izao, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT