• Alakamisy 27 Aprily 2023
Toekarena.Foire FIM iarovana tontolo iainana Hampiseho fahaiza-manao ny mpianatr’i Vontovorona

Ny foara iraisampirenen’i Madagasikara na FIM ho tanterahana ny 11 hatramin’ny 14 may izao etsy amin’ny Parc

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Toekarena.Fifandraisana ara-barotra sy ara-toekarena

Hanamafy ny fiaraha-miasa ny Italianina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2023
Toekarena.Fizahantany sy ny nomerika Miara-miombon’antoka amin’ny ITM 2023 ny Orange

Mitondra anjara biriky amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany amin’ny alalan’ny fitondrana tohana ho an’ny ITM na

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2023
Toekarena.Fihariana sy toekarena maitso Afaka mampidi-bola be ho an’i Madagasikara ny tantely

Isan’ny seha-pihariana saika hita amin’ny faritra maro manerana ny Nosy ny tantely, misy ny efa manao izany ao anatin’ny fomba matihanina, ary ao ny mbola manaraka ny nentin-drazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2023
Toekarena.Angovo, nomerika, fambolena Hamoaka 600 tapitrisa dolara ny Banky Iraisam-pirenena

Nankatoavin’ny Banky Iraisam-pirenena ny 30 martsa 2023 teo ny famatsiana ara-bola ny tetikasa miisa roa mitentina 600 tapitrisa dolara hanampiana ireo sehatra mitondra fandrosoana ho an’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Toekarena.Famatsiam-bolan’ny Banky Iraisam-pirenena

Mahatratra 4,2 miliara dolara ny sora-bola saingy…

Hamaky ny tohiny
FTT