Toekarena

Salon ASIA II Mpanohana ofisialy ny BNI


  • Zoma 24 Martsa 2017

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly etsy amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato, haharitra telo andro ilay Salon ASIA andiany faharoa, karakarain’ny agence de Communication Premiere Ligne.

 Antom-pisian’ny hetsika ny hahafahana manandratra avo ny toekarem-pirenena amin’ny alalan’ny serasera hifanaovan’ny mpandraharaha sy ireo vahiny manodidina ny ranomasimbe Indiana. Anisan’ny mpanohana ofisialy ny hetsika ny banky BNI Madagascar izay miezaka hatrany ny manampy sy manohana ireo mpandraharaha tonga manatona azy. Tsy adinon’izy ireo ny mihaino ny hetahetan’ireo olona tonga manatona ny tranoheva misy azy, arahin’ny torohevitra maro samihafa izay tsy natokana ho an’ny mpandraharaha ihany fa voakasika ihany koa ny orinasa sy ny olon-tsotra.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT