Toekarena

Tanŕnan’Ambakovao Hahazo herinaratra


  • Talata 28 Martsa 2017

Tokantrano 200 tafo eo ao amin’ny tanŕnan’Ambakovao, distrikan’i Belo Tsiribihina no hisitraka herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro ato ho ato vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena malagasy sy indianina sy ny WWF

 Menabe ary ireo vondron’olona ifotony (VOI) mpiaro ny ala honko sy harena voajanahary mifampiankina aminy, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Mpikambana 4 mirahavavy avy amin’ity VOI ity moa no niatrika fiofanana ho injeniera tany amin’ny oniversiten’i Inde mba hiandraikitra ny fandrindrana ny fitantanana ny angovo izay vao nigadona teto an-tanindrazana ny faran’ny herinandro teo. Amin’ity herinandro ity kosa no andrasana ny fahatongavan’ireo fitaovana famatsiana herinaratra ary efa vonona ao Ambakovao ny trano hitobiany.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT