Toekarena

Toekarena sy fandraharahana Mpanondrana lavanila miisa 139 no nahazo fankatoavana


  • Alakamisy 13 Jona 2019

Tafiakatra 130,9 tapitrisa dolara ny tombony azo tamin`ny fanondranana lavanila ny telo volana voalohany ny taona, nahitana fiakarana 15,9% izany.

 Araka ny tatitra avy amin`ny minisiteran`ny indostria, ny varotra ary ny asa tanana, mpanondrana lavanila miisa 139 no nahazo fankatoavana amin`ny fiotazana taona 2018-2019. Hanomboka 01 jolay 2019 izy io any SAVA sy ny faritra Avaratra sasany. Ny 22 jona izao kosa ny any amin`ny faritra Atsimo Andrefana. Mangataka hatrany ireo mpiantsehatra mba hanamafisana ny fandriampahalemana any amin`ireo faritra mamokatra izany, izay saika miafara amin`ny famonoana olona ny ankamaroany. Mila jerena daholo ny vidin`ny lavanila mba tsy hamono antoka ny mpamokatra sasany.

Marigny A.   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT