- Sabotsy 12 Aogositra 2017
Tapatapany.Hala-bola amina miliara tao amin’ny banky Hifampitadiavana Razakarivony Yves
Lehilahy iray antsoina hoe : Razakarivony Yves Rivofanantenana Daniel na iYves, 40 taona no karohin’ny Polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika voalohany mafy etsy Anosy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny