Tapatapany
- Alatsinainy 21 Novambra 2016
Tapatapany.Marion Vaovao mampalahelo no nianjady amin’ny mpanakanto Marion. Nodimandry ny sabotsy teo ny rainy niteraka azy noho ny aretina nahazo azy. Izahay eto amin’ny gazety tia tanindrazana dia mirary fiononana feno ho an’ity mpanakanto sangany ity sy ny fia
Ivandry Trano iray misy rihana, nirehitra omaly maraina teny Ivandry akaikin'ny siniben-drano. Namoizana ain’olona ity loza ity.
Hamaky ny tohiny