• Talata 16 Jolay 2024
Baolina Kitra- Roro Rakotondrabe. "Miankina amin'ny mpilalao no mahalasa lavitra !"

Miketrika isan'andro izay hanatsarana ny Barea ny mpanazatra Roro Rakotondrabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2024
Mpanazatra an’i Laura Rasoanaivo. Saika tsy delegasionina raha tsy nisy fitsaram-bahoaka tanaty Facebook

Tamin’ny alahelo no nandraisan’i Laura Rasoanaivo, tovovavy mpikatroka taranja judo malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2024
Baolina kitra. Nitalakotrokotroka ny fandraisan'i Betafo ny Disciples FC

Fety tsy nisy ohatra izany. Haravoana tsy nisy ohatra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2024
Olan’ny ady totohondry. «Mbola tsy misy federasionina iraisampirenena »

Nilaza ny filohan’ny komity olaimpika malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2024
Euro 2024. Resin’i Espagne ny Frantsay, voahaja ny lojika !

Niondrika tamin’ny isa 1-2 nanoloana ny Espaniola ny Frantsay alina teo amin’ny lalao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2024
Basketball 3x3. Tafiditra amin'ny sehatry ny matihanina ny Malagasy

Raha misy taranja mahalasa lavitra ny Malagasy dia ity basketball 3x3 lalaovin'ny lehilahy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT