Lalao paralympika 2024

Any Paris i Faravavy Aurélie


  • Zoma 30 Aogositra 2024

Malagasy tokana no mandray anjara amin'ny Lalao Olimpika natokana ho an'ireo manana fahasembanana.

Ny tsy mazava dia toa tsy nitondra ny saina malagasy i Aurélie sy ilay mpitarika azy rehefa manao ny hazakazaka 100 m. Efa nandeha mantsy ny feo fa tsy lasa izy saingy tsy nisy fanazavana ny antony. Mety nojeren'ny fanjakana fotsiny angamba matoa tsy nitondra ny saina izy. Efa nandray anjara tamin'ny Lalao Olimpika tany Tokyo izy ny taona 2021 ary efa nahazo ny fetra farany ahazoany miatrika mivantana fa tsy noho ny fanasana manokana (wild card). Na izany aza mety ho sarotra ny ahazoany medaly.
Clément RABARY 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT