Sport

Rugby à XV eny amin’ny kianja ANS Ady omby mifahy 4 be no atolotry ny FTMRAT


  • Zoma 20 Jolay 2018

Hafana tokoa ny eny amin’ny kianja Ans Complexe Ampefiloha amin’ny alahady faha-22 jolay ho avy izao amin’ireo lalao rugby karakarain’ny FTMRAT “Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby Ambany Tanàna”

tarihan’i Nainabe “Rakotondrasoa Jean Heriniaina” fa omby mifahy 4 be izao no indray havoaka hatolotra an’ireo mpandresy amin’ireo famaranan’ny sokajy D-2 roa sy famaranana sy famaranan’ny sokajy D-1 “coupe de 26 juin 2018” roa ihany koa.

Fandaharan-dalao feno :

1/4-dalan’ny « coupe de Noël » D-2  

7:30-Tamifa # Scm   ;  8:30-Jba # XV Complexe

1/2-Famaranan’ny « coupe de 26 juin 2018 » D-2

9:30-Tafa II # Rcac

Famaranana ady omby mifahy D-2

11:00-Fta # Savage Rose   :  12:30-Cma/Tafaray # CrXVta

Famaranana ady omby mifahy « coupe de 6 juin 2018 » D-1

13:30-Balami # XV Sega    ;  Jsaa # Zazanavela

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT