Sport

Rallye de Mangoro 2018 27 ihany ireo fiara niatrika ny fiaingana omaly


  • Sabotsy 21 Jolay 2018

27 ireo ekipazy niatrika ny fiaingana teny amin’ny tsangambaton’ny Maherifo 1947 tao Moramanga omaly zoma 20 jolay 2018 ary nihazo an’Antsirinala toerana nanatanterahana ny ES 1 mirefy 6,65 km tao amin’ny faritry ny orinasa Fanalamanga

. Nitsoaka an-daharana tamin’ny ora farany ny fiara Renault Clio N° 18 tokony hoentin’i Sitraka sy Rado. Anio di any ES 2 ka hatramin’ny Es 6 mirefy 61,42 km ao Analamafana-Analabe-Fanalamanga no hatrehan’ireo mpifaninana ary rahampitso alahady famaranana dia ny ES 7 ka hatramin’ny Es 9 mirefy 56,43 km no hamaranana ny hetsikaa ao amin’ireo toerana ireo ihany.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT