Sport

Kitram-behivavy Malagasy 2018 Tontosa ny andro faha-4 ny dingana faha-2


  • Sabotsy 21 Jolay 2018

Tontosa omaly zoma 20 jolay 2018 ny andro faha-4 ny dingana faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 eo amin’ny baolina kitra vehivavy Malagasy.

Samy mbola nahazo fandresena iray avy indra tamin’izany ny Asot Analamanga sy ny Askam Itasy izay miara-mitarika eo amin’ny filaharana vonjimaika.

Vokatra azo omaly zoma teny Carion :

Som (Boeny) 1 – 0 Comato (A.Andrefana)   ;  Prescoi (Likak) (5) 1 – 1(4) Mifa (Alfa)   ;  Askam (Itasy) 5 – 1 Ascuf (H.Matsiatra)   ;  Asot (Alfa) 3 – 0 Sab Nam (Alfa).

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT