Sport

Baolina kitra Analamanga andro faha-3 Samy nandresy 4-1 avy ny As Adema sy Uscafoot


  • Alatsinainy 21 Janoary 2019

Tontosa teny amin’ny kianjan’i Carion ny sabotsy 19 sy alahady 20 janoary 2019 teo ny andro faha-3 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga eo amin’ny baolina kitra sokajy Ligue 1 2018/2019.

 

 

Nisongadina ny nahazoan’ny As Adema sy Uscafoot fandresena 4 -1 avy nanoloana an’ireo nifanandrina taminy avy. Ireo vokatra rehetra azo :

Sabotsy 19 janoary : Mama Fc 2 - 0 Mi 20 Fc ; As Adema 4 - 1 Disciples Fc ; As Jet Mada 1 - 1 CNaPS Tana

Alahady 20 janoary  : Uscafoot  4 – 1 Five Fc ; Tana Formation-Cffa 0 - 1  Cosfa ; Cf Tfc 2 - 1 Cospn

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT