Sport

Fitantanana ny Barean’i Madagasikara Maniry ny hanaovana soniam-pifanarahana i Nicolas Dupuis


  • Alarobia 23 Janoary 2019

Na dia eo aza ny fanendrena azy ho « Coach » ny ekipan’ny FC Fleury, Diviziona Nasionaly faha-2 any Frantsa, dia nanambara ny mpanazatra Nicolas Dupuis fa mijanona ho laharam-pahamehana ho azy ny fikarakarana sy fijerena manokana ny Barea Malagasy.

 

 

Nohamafisiny fa hiaraka amin’ity ekipam-pirenena Malagasy ity ny tenany amin’ny lalao fifanintsanana amin’ny CAN 2019 hifanandrinana amin’ny ekipan’ny Sénégal amin’ny volana martsa ho avy izao. Etsy an-kilan’izay kosa anefa dia nanaitra ny “Comité de normalisation » izay mitantana ny Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy ankehitriny izy ny mba  hanaovana sonia fifanarahana mazava amin’ny fitantanany ny Barean’i Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT