Sport

Fikambanana AS Ramim’s Hisarika ny tanora tsy ho azon’ny mahadomelina


  • Zoma 25 Janoary 2019

Herintaona mahery izao no nijoroan’ny fikambanana AS Ramim’s, izay manana foibe ao amin’ny distrikan’Ambatolampy ary efa manana mpikambana 1000 isa mahery sahady.

 Fikambanana miompana amin’ny asa sosialy no nananganana azy ity tany am-boalohany raha ny fanazavan’ny filoha mpanorina, Miarantsoa Rakotomalala. Maro anefa, hoy izy, ny zava-bita ankoatra ny resaka sosialy. Ny alahady teo izao, ohatra, dia tontosa teny amin’ny kianjan’Ambatomena ny famaranana tamin’ny lalao baolina kitra nifanandrinan’ny klioba Tafaray sy Cesam izay nahatafavoaka ho mpandresy ity farany. eo ihany ny fialamboly. Tanjona koa ny hisarika ny tanora tsy ho azon’ny mahadomelina. Mbola maro, hoy ny fikambanana, ny adidy miandry anay sy hirarianay ho tanteraka ho fampandrosoana ny firenena. “Ato amiko ny fanahy.” rahateo moa, hoy ny fikambanana, no teny filamatry ny AS Ramim’s.

J. Mirija

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT