Sport

Dingana farany hiakarana amin’ny CHAN Vonon-kandresy an’i Namibie ny Barea


  • Zoma 11 Oktobra 2019

Taorian’ny lalao fanazaran-tena nifanandrinan’ny Barea Chan tamin’ny ekipan’ny Elgeco Plus teny amin’ny kianjan’izy ireo teny Ambohijanaka ka nivoahany ho mpandresy 3 – 1

 

 

 nanoloana ny tompon-kianja dia ny ekipa voafantin’Analamanga indray no hifampitana amin-dry Ando sy ny namany rahampitso sabotsy 12 oktobra 2019 , mbola eny amin’ny kianja Elgeco Plus By Pass hatrany manomboka amin’ny 2ora30. Nanambara ny mpanazatra Franklin Andriamanarivo fa : "Efa tafiditra tsara ireo mpilalao raha ny fahitana ny lalao nifanandrinany tamin’ny Elgeco Plus ary hita ny fihatsaran'ny vovokaina sady efa mipetraka tsara ihany koa ny paikady fanafihana. Mahatoky azy ireo aho fa hanome vokatra tsara amin’ny lalao miverina hihaonana amin’i Namibie, hoy izy”.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT