Tontosa tamin’ny sabotsy 12 sy omaly alahady 13 oktobra 2019, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faha-3 amin’ny fifaninanana rugby à XV “Gold Top 20-2019”.
Ireo vokatra rehetra azo :
Ftba 21 – 21 3F5 ; Fta A/mamba 34 – 55 3Fb ; Stm savony 23 – 28 3Fai Vaknà ; Ftm 64 – 26 Tam ; Vtma 12 – 45 Tfma ; Cnaps M/Ambony 31 – 06 UsIkopa (Forfait) ; Tfa A/hazo 24 – 17 XV
Avenir ; Cosfa 27 – 21 Uscar.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.