Sport

Fifaninanana nasionalin’ny Rugby sokajy U 20 Ny ekipan’Amoron’i Mania no tompondaka


  • Alatsinainy 17 Febroary 2020

Tontosa tamin’ny zoma 14 sy sabotsy 15 febroary 2020 teo ny fifaninanana nasionalin’ny taranja rugby lalaovin'olona 10 sokajy U 20.

 

 

Ry zareo avy any Amoron'i Mania no tafavoaka ho tompondaka tamin'izany rehefa nandresy ny ekipa U 20 avy any Vakinankaratra tamin’ny isa 7-3.

Teo amin’ny lalao manasa-dalana kosa dia nahazoana ny vokatra :
AMORON'I MANIA (33) - (00) BOENY
VAKINANKARATRA (20) - (09) ATSINANANA

Vokatra teo amin’ny fiadiana ny laharana faha-5 sy faha-6
ATSIMO ANDREFANA (7) - (10) ALAOTRA MANGORO
Ny ekipan’Atsinanana kosa no nitana ny laharana faha-3 rehefa nandresy an’i BOENY (17) - (14).

Filaraharana ankapobeny tamin’ny fifaninanana manontolo :
1° : Amoron'i Mania
2° : Vakinankaratra
3° : Atsinanana
4° : Boeny
5° : Alaotra Mangoro
6° : Atsimo Andrefana
7° : Betsiboka
8° : Analamanga

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT