Sport

Tenisy U18 Tompondakan’i Afrika i Madagasikara


  • Alatsinainy 17 Febroary 2020

Voahosotra ho tompondakan’i Afrika ho an’ny isan-tarika i Madagasikara tamin’ny alalan’i Toky Ranaivo sy Sampras Rakotondrainibe.

 

 Izy ireo no nandrombaka ny amboara tamin’ity taona 2020 ity teo amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika ho an’ny sokajy latsaky ny 18 taona nandritra ny fifaninanana natao tatsy Pretoria – Afrika Atsimo. Laharana faha-184 i Sampras izay vao 15 taona amin’izao fotoana izao, raha toa ka faha-186 kosa i Toky Ranaivo izay vao 16 taona eo amin’ny filaharan’ny U18 ITF Junior. Inoana fa hiakatra sy hihatsara hatrany ny laharan’izy mirahalahy ireo.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT