- Zoma 06 Martsa 2020
Sport.Fampiakanjoana Barea Miady sisika ny marika Nike sy Errea
Tapitra tamin’ny taon-dasa ny fifanarahana tamin’ny orinasa Italianina Garman amin’ny famokarana ny fanamiana ho an’ny ekipam-pirenena Malagasy ho an’ny taranja baolina kitra dia ny Barea.
Hamaky ny tohiny