Sport

Ligue des Champions Malagasy 2020 Andro faha-4 anio zoma 06 martsa


  • Zoma 06 Martsa 2020

Miditra amin’ny andro faha-4 sy faha-5 anio zoma 06 martsa sy amin’ny alahady 08 martsa 2020 ny dingana voalohany amin’ny

 

 

fifaninanana baolina kitra fiadiana ny “Ligue des Champions Malagasy 2020” ka toerana 4 toy ny mahazatra no mandray an’ireo lalao amin’izany araka ny fandaharana :

 

LIGUE DES CHAMPIONS MALAGASY VONDRONA  A MAHAJANGA

 

LIGUE DES CHAMPIONS MALAGASY VONDRONA  B TOAMASINA

 

LIGUE DES CHAMPIONS MALAGASY VONDRONA  C FIANARANTSOA

 

LIGUE DES CHAMPIONS MALAGASY VONDRONA  D  ANTANANARIVO

 

Voka-dalao azo tamin’ny andro faha-3 :

Tsaramandroso Format° Boeny 3 – 3 Mtm   Melaky ;    Ased DIANA 1 – 2 Mama Fc Betsiboka   ;  Hzam Amparafaravola Alaotra Mangoro 1 -  1 Kintana Fc Itasy ; Five Fc  Analamganga 5 – 0 Fc Ambatosoa Analanjirofo ; As Fortior Atsinanana 1 – 0 Fc Vakinankaratra  Vakinankaratra ; Fomela Matsiatra Ambony1 – 0 Fc Anjado  Androy ;  Asmo Amboasary Anosy 4 -3 Aigle Noir Ihorombe ; Jfc Atsimo Andrefana 0 – 0 As  Fitafa Atsimo Atsinanana

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT