• Talata 30 Martsa 2021
Sport.Jean Michel Cavalli mpanazatra an’i Niger « Hiady mafy hahatsara ny laharanay izahay »

« Ilaina ny vokatra tsara hiakarana amin'ny laharana FIFA ka ahafahana mahazo toerana tsara rehefa misy antsapaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
Sport.Joana Paul “Mpilalao ampy lalao no tokony hajoro”

Mba ahitana fandresena amin’ny lalao hatrehin’ny Barea anio manoloana ny ekipam-pirenen’i Niger

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
Sport.Kianja Barikadimy - Toamasina “Ny Club des supporteurs ihany no hijery lalaon’ny Barea”

Manoloana ny fiparitahan’ny valan’aretina covid-19 sy ho fitsinjovana ny fahasalaman’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Sport.Montsan’i Antilope 4-0 ny Barea Miha sarotra ny hiakarana CAN 2022

Montsan’ny Antilope Etiopianina tamin’ny isa mavesatra 4-0 ny Barean’i Madagasikara omaly tao amin’ny Kianjan’i Bahir Dar any Ethiopie,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Sport.Nicolas Dupuis “Hanao izay handresena an’i Niger isika”

"Tsy mitady excuses aho momba ny toetr’andro sy ny tontolon'ny lalao. Resy ny ekipako satria nanatombo ny mpifanandrina aminay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Martsa 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Hampitombo ny herijika ny fiovan-javatra tsara

Betsaka ny zavatra niova tamin’ny ora farany momba ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
FTT