Sport

Jean Michel Cavalli mpanazatra an’i Niger « Hiady mafy hahatsara ny laharanay izahay »


  • Talata 30 Martsa 2021

« Ilaina ny vokatra tsara hiakarana amin'ny laharana FIFA ka ahafahana mahazo toerana tsara rehefa misy antsapaka.

 

 Izay no anton-dianay. Anaty fivoarana izahay ato amin'ny ekipan'i Niger nanomboka tamin'ny nandraisako ito ekipa ito izay natomboko tamin'ny fandresena. Manantena hanao zavatra tsara izahay amin'ny fifanintsanan'ny Lalao eran-tany 2022”, io no nambaran’ny Mpanazatra an’I Niger Jean Michel Cavalli omaly nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety. Tsy tonga hitsangatsangana araka izany ny ekipam-pirenen’i Niger, fa hiady mafy hitady fandresena. Izy ireo izay efa mamita lalao satria tsy manana herijika hiakarana any amin’ny dingana famaranan’ny CAN 2022 any Cameroun intsony, raha toa ka mbola manana herijika kely kosa ny Barean’i Madagasikara.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT