- Zoma 09 Jolay 2021
Sport.Rayan Raveloson Nampiditra ny baoliny voalohany tany Etazonia
Nampiditra ny baolina voalohany ho azy tany Etazonia omaly ny kintana Malagasin’ny Major league soccer vaovao, Rayan Raveloson,
Hamaky ny tohinyNampiditra ny baolina voalohany ho azy tany Etazonia omaly ny kintana Malagasin’ny Major league soccer vaovao, Rayan Raveloson,
Hamaky ny tohinyNotontosain’ny avy eo anivon’ny fikambanan’ireo klioban’ny baolina kitra elita eto Madagasikara na CFEM omaly ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny amboara sy medaly ho an’ny tompondakan’i Madagasikara
Hamaky ny tohinyNahavita ny lalao voalohany niaraka tamin'ny kliobany vaovao any Etazonia, Los Angeles Galaxy, omaly i Rayan Raveloson.
Hamaky ny tohinyAraka ny fampitam-baovao voaray omaly alina dia mijanona tsy hiatrika ny Cosafa Cup 2021 ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na efa nanoman-tena teny “Carion” andro maromaro aza izay.
Hamaky ny tohinyTsara ny vokatra ho an'i Madagasikara eo amin'ny fifaninanana amin'ny taranja Rugby izay atao any Nairobi, Kenya. Samy nibata fandresena avokoa ny Makis Séniors Vehivavy sy ny Makis lehilahy U20 tamin'ny lalao
Hamaky ny tohinyNanainga omaly Alarobia 30 jona 2021 ireo ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja rugby izay ahitana ekipa telo.
Hamaky ny tohiny