Sport

Cosafa Cup 2021 Tsy handray anjara ny Barea


  • Talata 06 Jolay 2021

Araka ny fampitam-baovao voaray omaly alina dia mijanona tsy hiatrika ny Cosafa Cup 2021 ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na efa nanoman-tena teny “Carion” andro maromaro aza izay.

 Noho ny fisian´ny valanaretina Coronavirus "Variant Delta" mandripaka olona maro atsy Afrika Atsimo no antony. Nanaiky ny fanapahan-kevitra ireo Barea, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Raha ny fanampim-panazavana voaray kosa dia ny fanomanana ny tompondakan’i Afrika ho an’ireo mpilalao avy eto an-toerana na CHAN, izay afaka herinandro vitsy, no mbola hotohizana.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT