Sport

Rayan Raveloson Nisongadina tamin’ny lalao voalohany


  • Talata 06 Jolay 2021

Nahavita ny lalao voalohany niaraka tamin'ny kliobany vaovao any Etazonia, Los Angeles Galaxy, omaly i Rayan Raveloson.

 Na teo aza ny faharesena tamin’ny isa 2 noho 0 nanoloana ny Sporting Kansas, ao anatin’ny fifaninanam-pirenena, Major League soccer, izay fifaninana goavana indrindra ao an-toerana eo amin’ny taranja baolina kitra, divizionina voalohany, dia azo lazaina ho nampisongadina ity irakiraka afovoany Malagasy ity ny lalao. Nampiseho endri-dalao nahafinaritra ity Barea ity ary nilalao hatramin'ny kiririoka farany. Tafitany soa aman-tsara hatramin'ny 87% ny tolotra nataony rehetra. Naharesy hatramin'ny 80% ny fifanandrinana na “duel” niadiany ihany koa ny tenany, raha ny tarehimarika no jerena.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT