• Talata 29 Aogositra 2023
Fibatana fonjamby. Mandravarava hatrany ny Malagasy

Tafakatra 29 izao ny volamena azon'ny Malagasy ary 10 ny volafotsy raha 5 ny alimo Mbola mety hiampy aza io isa io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Rugby. Lalaon'ny Nosy Efa nahazo vola ny mpilalao

Raha nanotaniana ny tokinaina mikasika ny rugby mandritra ny Lalaon'ny Nosy ny Filohan'ny Malagasy Rugby, Marcel Rakotomalala,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Basketball « 3x3 . Nandravarava sy nanao poa-droa ny Malagasy

Basket 3x3 Nanao poa-droa ny Ankoay Manjaka tanteraka ny basket malagasy raha eto amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Lomano. Nanao fahagagana i Tendry Rakotobe

Tanora mbola vao erotrerony anefa efa tena mafy i Tendry Rakotobe. Tonga fahatelo teo amin'ny 100m dos mantsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Taranja Taekwondo. Nitarika ny fandrombahana medaly ihany ny malagasy

Na teo aza ny lalao voatery naverina ka nanena ny isan’ny medaly volamena azontsika malagasy teo amin’ny taranja

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Lalaon’ny Nosy eto Madagasikara. Mendrika ny mpilalao, afa-baraka ny Fanjakana

Mizotra makany amin’ny fahombiazana ny Lalaon’ny Nosy raha raisina eo amin’ny vokatra azo amin’ny fandrombahana medaly.

Hamaky ny tohiny
FTT