• Alakamisy 29 Jona 2023
Sport.Orange Pro League Hanao famaranana ny Fanalamanga

Nandiso tanteraka ny tombatombana ny AS Fanalamanga raha nanilika ny COSFA omaly teny amin'ny Kianja Elgeco Plus.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Sport.Orange Pro League Hiady ny famaranana ny Fosa

Efa nampoizina ! Tody any amin'ny famaranana ny Fosa Juniors raha nandresy 3 noho 1 ny Ajesaia tao amin'ny Kianja Alexandre Rabemananjara ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Sport.Baolina kitra - Amboaran'i Madagasikara Nahavita "poa-tsatroka"i Coka

Nandresy mazava 4 noho 0 ny Disciples FC nanoloana ny FOMELA Ambalavao ny alahady teo tao amin'iny kianja

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Sport.Basket-ball U19 Tsy nitsanga-menatra ny Ankoay

Tsara ny zava-bitan'ny Ankoay U19 nandritry ny fiadiana ny tompondaka eran-tany any Debrecen Hongria. Resin'ny Amerikanina tamin'ny isa mavesatra 136 noho 69 ny Malagasy fa na izany aza dia nanohitra ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Sport.Taranja Judo Lasan’i Laura Rasoanaivo indray ny amboaran’i Afrika

Mitohy hatrany hatreto ny fametrahan’i Laura Rasoanaivo ny maha laharana voalohany manerana izao tontolo izao azy eo amin’ny taranja haiady Judo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Sport.Tennis- Amboara Davis Tsara fanombohana ny Malagasy

Fandresena 3 noho 0 no azon'ny Malagasy omaly tany Kinshasa raha nihaona tamin'ny Lesotho. I Roméo

Hamaky ny tohiny
FTT