Sport

Baolina kitra Hifindra atsy La Réunion i Berajo


  • Alarobia 13 Septambra 2023

Araka loharanom-baovao azo dia handao an’i Madagasikara ilay vodilaharana malagasy mpilalaon’ny Jet Kintana sady

vodilaharan’ny ekipam-pirenena malagasy na Barea, Berajo na Rajo Razafindrabe. Efa milamina avokoa hatreto ny momba azy fa ny fahatongavany atsy amin'ny nosy rahavavy sisa no andrasana . Antenaina arak'izany fa hitondra rivotra vaovao ho any kliobany mavo sy maintso izao fahatongavan’i Berajo izao, hoy ireo mpankafy. Ny ekipa atsy La Réunion, St Denis FC, izay laharana faha 4 no misy azy ireo amin’ny fiadiana ny amboaran’i Frantsa moa amin’izao fotoana izao no hilalaovan’i Berajo indray izany manomboka eto, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT