• Alatsinainy 04 Septambra 2023
Sport.Lalaon’ny Nosy Nahomby ny ankamaroan’ireo lalao iraisana

Nivalona tanteraka ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11 notanterahina tao anatin’ny 10 andro, ka I Kaomoro indray no handray ny andiany manaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
FAMARANANA NY LALAON’NY NOSY. Ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana

Ny olona maro rehefa tsy voafehy dia misy hatrany ny mitsivalam-pandry sy tsy mety manaraka fandaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Madagasikara≠La Réunion. Valin’adin’ny 2007, hiverina ny sary tamin’ny 30 taona lasa…

Nazava ny làlana ho an’ny Barean’I Madagasikara omaly nanoloana an-dry zareo Kaomorianina, teo amin’ny lalao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Lomano - 50 m "nage libre. Nomontsanin'I Holy Antsa ny zava-bita tsara indrindra

Nonokatra pejy vaovao ho an'ny lomano malagasy i Holy Antsa Rabejaona teo amin'ny 50m Nage Libre

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Lomano - 50 m "nage libre. Nomontsanin'I Holy Antsa ny zava-bita tsara indrindra

Nonokatra pejy vaovao ho an'ny lomano malagasy i Holy Antsa Rabejaona teo amin'ny 50m Nage Libre.Vitany tao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2023
Tennis. Lasa adin'ny Malagasy sy La Réunion

Tapitra ny tennis teo amin'ny Lalaon'ny Nosy. Samy nanana ny mahamafy azy na Madagasikara na La Réunion.

Hamaky ny tohiny
FTT