• Alakamisy 14 Novambra 2024
MAROVOAY SY AMBATONDRAZAKA. Efa lasa tsaky sy laoka koa izao ny voalavo

Asa na noho ny fahasahiranana amin’ny halafosan’ny hena eto amintsika na noho ny antony

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2024
VOKATRA KABARO AO MENABE. Mitobaka, tsy misy mpividy

Mitobaka ny vokatra kabaro any amin’ny Faritra Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2024
Asa maharitra ho an’Antananarivo. Tsy rendrarendra fa tena asa mitondra fivoarana

Maro ny fotodrafitrasa vita tamin’ny alalan’ny AMA tao anatin’ny roa herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2024
Mpiaro ny zon’ny mpanjifa. «Orinasa efa maty izany JIRAMA izany»

Vao mainka miha mafy ankehitriny ny fahatapahan’ny herinaratra sy ny rano eto Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2024
ANDRANOMANALINA. Herinandro dia nisongadina ny asa vita avy amin’ny AMA

Fokontany roa Andranomanalina I sy Andranomanalina centre no nanaovana ny asa fitrohana ireo rano maloto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2024
Vovo, lavadrano. «Apetraka any amin’ny tanàna andalovan’ny rano madio»

Misy ny tekinisianina mpanao ny antsoina hoe «forage» na fandavahana lavadrano,

Hamaky ny tohiny
FTT