• Talata 22 Oktobra 2024
Namaha olana i Boni. Maimaimpoana ny rano eny Alakamisy Fenoarivo

Maimaim-poana ny fahazoana rano fisotro madio eny Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Atsimondrano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2024
Tatitry ny banky iraisam-pirenena. 69%-n’ny Malagasy no miaina tsizarizary…

Mahatratra 69% ny tahan’ny fahantrana maro lafy eto Madagasikara. Io no fahadimy ambony indrindra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2024
Asa Maharitra ho an’ Andranomanalina. Ho ritina ny rano mameno tanàna, ho avy ny jiro

Nanomboka omaly alahady ny fanadiovana ireo lakandrano tsentsina ao amin'ny fokontany Andranomanalina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2024
RAZAFIMANDIMBY RIJA ETHEL. Midina ifotony manampy ireo sahirana

Tena difotry ny fahasahiranana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Ankoatra ny tsy fananan’asa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Oktobra 2024
VEHIVAVY TANTSAHA ETO AMINTSIKA. Mbola betsaka ireo olana sedrainy

Tantsaha miaina eny anivon’ny tontolo ambanivohitra avokoa ny 70%-n’ny mponina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Oktobra 2024
Fidangan’ny vidim-piainana. Tsy ampy hamidy laokan’ny ankohonana iray ny 10 000Ar…

Tsy misy izay tsy mikolay ny isan-tokantrano ny amin’ny hamaivanan’ny sandam-bolantsika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT