ACTION CONTRE LA FAIM

Olona an’arivony no nahazo tombontsoa nanerana ny faritra 3


  • Alatsinainy 17 Febroary 2025

Olona an’arivony no fantatra fa nahazo tombontsoa tamin’ilay tetikasa nokarakarain’ny Action Contre

la Faim teto amintsika izay niparitaka tamin’ny faritra miisa 3 dia Analamanga sy Bongolava ary Itasy. Tafakatra 4.500 ireo tantsaha izay nahazo fiofanana momba ny fambolena manara-penitra mba hahafahany mamokatra sakafo ara-dalana ho enti-miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Nampianarina momba ny fahaizana mikarakara sakafo maro loko sy ara-pahasalamana ary miovaova ho an’ny zaza ihany koa ny isan-tokantrano, arahin’ny fanajana ny fahadiovana. Tao anatin’ny 2 taona no nanatontosana izany. Fantatra moa fa nifarana ny tetikasa izay marihina fa tena nanampy betsaka ny mponina tamin’ny ady hatao amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo ny zaza tokoa.
Pati
Legende: Ny ankizy latsaky ny 5 taona no tena lasibatry ny tsy fanjarian- eto amintsika !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT