• Zoma 29 Novambra 2024
Voly mifanaraka amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro. Tsy azo ihodivirana, nomena fiofanana ny Fikambanana Mamiratra

Nampisalorana ny anarana hoe «Za Mamiratra» ny andiany faha 3 tamin’ireo nahavita fiofanana teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
Randrana sendikaly. «Tsy mijery mihitsy ny mahazo ny mpiasa malagasy ny fanjakàna»

Tena voasarona ao anaty propagandy sy fifidianana ankehitriny ny sosialim-bahoaka sy ny tontolon’ny asa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2024
Fanjifàna eto Madagasikara. Tsy misy tolotra mahafa-po intsony

Misedra fahasahiranana nefa tsy manazava ny tena zava-misy marina ireo tomponandraikitra anivon’ireo orinasa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2024
ENTONA FANDREHITRA. Niaka-bidy hatrany amin’ny 75%

Nahitana fiakarany 50 ka hatramin’ny 75% ny vidin’ny entona fandrehitra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2024
ZAZA AMAM-BEHIVAVY MPATORY AN-DALANA. Misy mitady hanolana foana amin’ny alina

Misy mitady hanolana foana ireo zaza amam-behivavy mpatory an-dalana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2024
FIHINANANA TRONDRO AKIO. Olona 55 isa no naiditra hopitaly tany Toliara

Olona miisa 55 be izao hatramin’ny omaly hariva Alarobia 20 Novambra hariva fotoana

Hamaky ny tohiny
FTT