Sosialy

Fokontany Amorona Boriborintany faha-6 Nidina ifotony nijery ireo tantsaha ny depiote Horace


  • Zoma 28 Septambra 2018

Notohizana ny alarobia 26 septambra 2018 teo ny fidinana ifotony ho fanohanana ireo tantsaha nataon'ny Depiote TIM, Rasoanoromalala Marie Horace tamin'ny alalan’ny asa fanatevenana ny « diguette » tao amin’ny fokontany

 Amorona sady fotoana nampahalalana sy fampahafantarana ny Kandida N° 25, Marc Ravalomanana niarahana tamin'ny Distim Antananarivo-6 notarihin'ny filohany Rafiliberasoa Gabriel sy ny SG Tahina ary ireo mpikambana ATS, ny mpikambana FokoTim Ambaravarankazo sy Amorona. Hotohizana amin’ny asa tanamaro ny asa ka Depiote Horace no hiantsoroka izany manomboka anio zoma 28 septambra 2018. TIM miasa miasa hatrany miasa ihany ho fampandaniana ny Prezida Marc Ravalomanana no tanjona.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT