Sosialy

Hetsika fampiratiana sakafo Hanome lanja ny fahaiza-manao Malagasy


  • Alarobia 26 Septambra 2018

Omaly talata 25 septambra no nampahafanatarana tetsy amin’ny AFT Andavamamba ny fisian’ny hetsika hankalazana ny sakafo Malagasy sy ny manodidina azy izay atao ao ihany ny 28 hatramin’ny 30 septambra ho avy izao.

 

 

 

Tanjona ny hamapahafantarana ny fahaiza-manao Malagasy sy ireo vokatra manome ny sakafo Malagasy. Araka izany dia hanehoana amin’ireo vahiny ny sakafo tena Malagasy kanefa tsy ho diso anjara ihany koa ny Malagasy. Tranoheva 74 no ampiseho ny fahaiza-manaony ao ary 9000 ny mpitsidika andrasana raha 7000 no tonga tamin’ny herintaona.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT