Sosialy

Fankalazana ny fetin’ny noely Ankizy kamboty sy sahirana miisa 4.200 nahazo fanampiana


  • Alarobia 12 Desambra 2018

Herinandro vitsy sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Noely isika.

 

 

 Tsy ho diso anjara amin’izany ireo ankizy kamboty sy sahirana manerana ny Nosy miisa 4.200 izay nozarain’ny orinasa Star sy ny supermaki fanomezana nanomboka ny alatsinainy 3 desambra lasa teo. Naharitra herinandro ny hetsika. Anisan’ny nahazo tombony tamin’izany ireo ankizy madinika eny Sabotsy Namehana, Ambohitrarahaba, Analamahitsy, Isotry, Andranonahoatra Itaosy…  . Ranom-boankazo niampy vatomamy sy bisikoitra no natolotra ireo ankizy, fotoana tena nampihetsi-po ireto orinasa roa ireto tokoa. Ho an’ny orinasa Star manokana dia tafiditra ao anatin’ny hetsika fanatsarana ny fiainana ara-tsosialin’ny mpiara-belona izao fizarana fanampiana nataony  izao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT