Sosialy

Lalao facebook M’lay Lasan-dRavoninjato Jean Fred ny Scooter


  • Alatsinainy 20 Janoary 2020

Ravoninjato Jean Fred no nandrombaka ilay môtô scooter tsara tarehy, miaraka amin’ny aro loha, fanomezana nomena ireo mpandray anjara tao anatin’ilay lalao facebook m’lay nokarakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel.

 

 

Raha tsiahivina kely dia tamin’ny 22 novambra taona 2019 no nanomboka ny lalao. Ny 17 Janoary teo no nampanao ankitsapaka ny anaran’ireo mazoto milalao indrindra ny Airtel natrehin’ireo pôlisin’ny lalao. Anisan’ny voasarika voalohany tamin’izany ny anaran-dRavoninjatovo Jean Fred k any faran’ny herinandro teo vao natolotra azy ny fanomezana. Mpandray anjara telo hafa ihany koa no nitsikian’ny vintana niaraka taminy izay nahazo tablety Samsung galaxy….Nisy mpandray anjara hafa nahazo internet maimaim-poana mandritra ny 12 volana ihany koa ankoatra ireo nahazo tee-shirt. Natao hanamorana ny fifandraisan’ny rehetra amin’ny havana aman-tsakaiza moa ny facebook m’lay raha tsiahivina, raha araka ny fanazavan’Atoa Eddy Kapuku, tale jeneralin’ny Airtel.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT