Sosialy

Sabotsy Namehana Nandray ny asany ny Ben’ny tanàna Avotra Andriamosa


  • Talata 21 Janoary 2020

Nandray ny asany omaly alatsinainy 20 janoary ny ben’ny tanànan’ny kaominina Sabotsy Namehana Atoa Avotra Andriamosa taorian’ny fifidianana izay notanterahina ny 27 novambra lasa teo.

 

 

Nisy ny fisaorana manokana nataony tamin’ny vahoakan’i Sabotsy nandritra izany na ireo nifidy nandatsa-bato ho azy ireo na ireo tsy nifidy azy koa. Nambarany fa tokana ny tanjony dia ny hanasoa ny vahoaka tsy an-kanavaka. Tafiditra ao anatin’izany ny hitazonany ny kaominina Sabotsy Namehana ho fitaratra sy ho sangany eny Avaradrano raha oharina amin’ireo kaominina 16 mitovy aminy.  Tsy hadinon’ny Ben’ny tanana Avotra Andriamosa ihany koa ny nilaza fa hefainy sy hovitainy avokoa ireo fampanantenana nataony tamin’ny mponin’i Sabotsy nandritra ny fampielezan-kevitra ho fantatry ny rehetra fa tena miasa ny tenany ary mbola  hiasa.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT