• Alatsinainy 23 Novambra 2020
Sosialy.Tsihombe Tokatrano 4000 no nisitrika fanampiana

Mbola mitohy foana ny fitsinjarana ireo famatsiana ara-tsakafo avy amin'ny fikambanana BAOBAB.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2020
Sosialy.Antananarivo renivohitra Mbola maro ireo sahirana miandrandra fanampiana

Tena mbola maro ireo olona sahirana mafy vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2020
Sosialy.Fizarana Kaly Tsinjo Mahatsiaro tena afa-baraka ny depiote IRD iray

Natomboka tamin`ny fomba ofisialy omaly ny fizarana Kaly Tsinjo eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2020
Sosialy.Nanao antso vonjy ireo depiote Zara raha 100 000 Ar sisa ny kilaon’ny lavanila

Misehatra eo amin`ny lalam-pihariana lavanila ny 90%n`ireo mponina any Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2020
Sosialy.Ahiana hidangana ny vidim-bary Efa 600 Ar ny kapoaka ao Ambatondrazaka

Nisy foakarany 150Ar isaky ny kapoaka eo ny vidim-bary any Ambatondrazaka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2020
Sosialy.Kaly Tsinjo Vahaolana vonjimaika ihany

Nanomboka omaly ny fizarana kaly tsinjo ho an’ny fianakaviana sahirana sy marefo eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT