Sosialy

Haintrano tany Ambatondrazaka Zaza roa no saika namoy ny ainy


  • Zoma 12 Martsa 2021

Zazavavy kely roa niambina trano hazo iray natoriany no saika namoy ny ainy tao amin’ny fokontany Madiotsifafana

 

 

 

 Ambatondrazaka omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 3ora sy sasany vokatry ny haintrano nitranga tao an-toerana. Tao ambony rihina raha araka ny fantatra no natory izy mirahavavy kely ireto ka tsy nahare na inona na inona. Mpanao fanaka nipetraka teo ampitan’izy ireo kosa no nahatsikaritra ny afo efa niredareda ka nanaitra azy ireo. Niady mafy izy mirahavavy kely vokatr’izany nivoaka tao amin’io trano hazo io saingy na izany aza tsy nisy naratra. May tao amin’ity trano hazo ity avokoa ny entana rehetra sy ny kojakoja tao anatiny raha araka ny fantatra. Na izany aza mbola tsy fantatra izay tena niavian’ny afo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT