Sosialy

Friperie mitobaka Vao miha mandrisika ireo mpanjaitra hikaroka


  • Alatsinainy 15 Martsa 2021

Tsy mamono ny asa fanjairana fa vao mainka manampy betsaka ireo mpanjaitra eto amintsika indrindra fa ireo maniry te ho lasa styliste ny fitobaky ny friperie,

 

 raha araka ny fanazavan-dRazanamanalina Volana, filoha mpanorina ny ECCOVA. Vao miha misarika ireo renim-pianakaviana hanita-tsaina sy hitady maodely hafa tsy mahazatra azy mantsy izany raha araka ny nambarany fanomezan-danja ny tena vita Malagasy. Hiezaka hanampy ireo vehivavy manam-pikirizana tahaka izany ny Eccova ka anisan’ireny ny famatsiana fitaovana, ny fanatsarana hatrany ny fiofanana omena ny mpianatra mba ho tena matihanina avokoa ireo mpianatra havoakany manomboka amin’ity taona 2021 ity. Nomarihin-dRazanamanalina Volana hatrany moa fa tena nanavotra vehivavy maro ny fahaizana manjaitra, indrindra tamin’ireny fotoana nisian’ny fihibohana ireny. Nivoitra izany nandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2021 notanterahin’ireo sekoly miisa 11 teny Antanimena ny sabotsy teo.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT