• Zoma 12 Martsa 2021
Sosialy.Tetikasa “Maharo” 36 tapitrisa dolara Olona 276 398 hahazo tohana sy tantsoroka

Olona miisa 279 398 avy amin’ny tokantrano 55 880 isa sokajiana ho tena marefo ao amin’ny distrikan’i Beloha sy Tsihombe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2021
Sosialy.Faktioran’ny Jirama Tsy maintsy ampiharina ny Optima

Mbola raharaha tsy mety tapitra ny mahakasika ny saran’ny herinaratra eo anivon’ny Jirama,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2021
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Nomena fiofanana kely ireo hivarotra etsy Behoririka

Novoriana avokoa ireo mpivarotra miisa 800 hahazo ilay toerana vaovao etsy Behoririka,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2021
Sosialy.Fandaharan’asa AFAFI-NORD - Mahavavy Mandeha ny asa fanarenana ny tambazotra fitarihan-drano

Mizotra araka ny tokony ho izy ny asa fanarenana ny tambazotra fitarihan-drano ao Mahavavy, distrikan’Ambilobe, Faritra DIANA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2021
Sosialy.Association mère et enfant Alasora Nanolotra fitaovana ho an’ny maternité sy ireo tera-bao

Ny vehivavy no loharanon’aina. Tokony hokarakaraina sy tohanana tsara izy ireny araka izany mba hananana taranaka vanona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Martsa 2021
Sosialy.“Tarif Optima” ahazoana 95 miliara ariary Manery mafy ny Jirama ny Banky Iraisam-pirenena

Nitohy ny fanambaran’ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan-dRtoa Idah Z. Pswarayi-Riddihough,

Hamaky ny tohiny
FTT