- Alakamisy 05 Aogositra 2021
Sosialy.2019 - 2021 Niakatra avo roa heny ny vidim-piainana
Tsy nisy fidanganam-bidim-piainana nihazakazaka noho izao iainana ankehitriny izao angamba tao anatin’ny 60 taona.
Hamaky ny tohinyTsy nisy fidanganam-bidim-piainana nihazakazaka noho izao iainana ankehitriny izao angamba tao anatin’ny 60 taona.
Hamaky ny tohinyNisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly 4 aogositra, ary haharitra hatramin’ny 08 aogositra ny Tsenaben'ny tantsaha FIER MADA andiany faha-22, tanterahina eny amin'ny Kianjan'ny Maki Andohatapenaka.
Hamaky ny tohinyTena nampikolay ny rehetra, indrindra fa ho an’ireo tokantrano mampiasa arina fandrehitra tato anatin’ny andro maromaro izao ny fidangan’ny vidin’ity akora ilaina amin’ny fandrahoan-tsakafo ity eny an-tsena.
Hamaky ny tohinyTaorian 'ny fidinana ifotony teny Ankadiefajoro Andoharanofotsy, fokontany Morarano Atsimondrano , izay faritra nihaviany ihany koa, nataon’ny depiote Naivo Raholdina
Hamaky ny tohinyEfa tena manita-tsaina ireo zaza tsy ampy taona eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMihamafy ny krizy amin’ny endriny maro eto amin’ny tany sy ny Fanjakana. Milaza hampiakatra vidin’entana ny mpivarotra arina fandrehitra noho ny fidangan’ny vola alain’ny orinasam-panjakana
Hamaky ny tohiny