- Talata 10 Aogositra 2021
Sosialy.Kaominina Betafo Mahomby ny fitantanana, voaloa ny karama nisavovona
Nivoaka ny karaman’ny mpiasa amam-bolana maro tao amin’ny Kaominina Ambonivohitr’i Betafo. Tamin’ny herinandro lasa teo dia nandray karama volana maromaro ny mpiasan’ny Kaominina.
Hamaky ny tohiny
