- Alarobia 15 Septambra 2021
Sosialy.Sendikan’ny Polisy nasionaly Misy tsy ara-dalàna ny famindran-toerana ny polisy sasany
Mahazo vahana ny famindran-toerana ireo polisy eto an-drenivohitra sy ny any amin’ny faritra amin’izao. Misy tsy ara-dalàna anefa ny fanatanterahana izany hoy Randriamiarana Alphonse,
Hamaky ny tohiny
